Index du Forum


 
 Index du ForumFAQRechercherS’enregistrerConnexion

:: Madagascar- L'armée de SADC ::

 
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet     Index du Forum -> Le coin café (Hevitra tera-bary) -> Politique
Sujet précédent :: Sujet suivant  
Auteur Message
BozyManja
Invité

Hors ligne




MessagePosté le: Jeu 9 Avr 2009, 07:22    Sujet du message: Madagascar- L'armée de SADC Répondre en citant

Est ce que l'armée de SADC va résoudre le problème politique à Madagascar ? par quel moyen ?

Revenir en haut
Publicité






MessagePosté le: Jeu 9 Avr 2009, 07:22    Sujet du message: Publicité

PublicitéSupprimer les publicités ?
Revenir en haut
micky614
Mod

Hors ligne

Inscrit le: 13 Mar 2009
Messages: 394
Localisation: Madagascar
Féminin Scorpion (23oct-21nov)
Point(s): 6

MessagePosté le: Jeu 9 Avr 2009, 10:01    Sujet du message: Bozymanja Répondre en citant

A mon avis il n'y a que nous malgaches qui peuvent régler nos affaires politiques sans l'intervention de personne, car les linges sales se lavent en famille!
Que ce soit SADEC, ONU, UA etc ....
_________________
Simple mais efficace dans tous les domaines


Revenir en haut
Skype
CONTRE SADC
Invité

Hors ligne




MessagePosté le: Jeu 9 Avr 2009, 10:27    Sujet du message: L'armée de SADC Répondre en citant

Ny tena sarotra mantsy dis ny tsy fahanfataran'ny hafa avy aiza no mahatonga ny fikorontanana. Raha ny tene marina dia tetika apetrakin'ny firenen-dehibe izy io satria misy tombontsoa goavana be no mety ho azo eto Madagasikara. Noho izany raha toa ka mijoro mahitsy sy mihamandroso ny toekarena malagasy dia tsy ho azon'ireo firenen-dehibe mihitsy izay tombontsoa izay. Ny tetika izany dia akorontanan ny firenena, ahongana ny fitondrana izay nampivoatra ny firenena (aza afangaro @ tombotsoan'ny mpitondra manokana any fa hafa izay) @ lafin'ny ekonomia izanaay a! Koa rehefa mandazolazo eny ny malagasy dia mora foana ny maka ny zava-dehibe.

Mody homena daholo ny fanampiana rehetra satria tsy misy mandeha ny raharaham-pirenena ka, saingy ny tambiny dia ilay harem-be, ohatra fotsiny ilay fitrandrahana pétrole, volamena, vatosoa sns... voatery ihany koa mivaro-boba izay mba hananany Madagasikara sitrany ahay hoy ny fitenenana (tsy hohanina ka).  Ny firenenan mpanjanaka sasany teo aloha mantsy dia efa zatra mivelona @ ireo firenena nozanahiny ka izay no mahatonga io tetika korontana io foana mba hampahomby izay tiana ho azo.

Noho izany dia na misy aza ny fisian'ny tafika toy ny an'ny SADC dia hampandry tany @ lafin'ny ivelany fotsiny izay fa tsy hamaha ny olana ara-geopolitika akory io. Tsara ho fantatra mantsy fa misy tombotsoany koa ange ny UA matoa te-hiditra ao anatin'ny tantara e !! afaka manomboka midedaka ny vondrona afrikana raha tafavoaka i Gasikara kely @ pétrole, tsy voagejan'ny UE.

Mbola zavatra sasotra be izy io, saingy ny vahaolana moramora aloha dia ny fahatongavan'ny malagasy tsirairay saina mba hiray hina mba tsy hisian'ny korontana an-trano nefa ny tsy fananana sy ny fahantrana dia mora mirona ho azy any @ te-hahazo be ny sasany. Na misy olona 2 fotsiny manakorontana ao @ fokontany izay mitondra mponina 4000 ohatra dia miova ny fiarahamonina e. Fa raha mandray andraikitra ny maro an'isa @ tokony hatao dia milamina foana. Ary eo mihitsy ny olana, mijerijery isika mianakavy hoe aiza no tena fitondrna milay ? ny valiny anefa dia isika no fitondrana milay fa représentant fotsiny ireny hoe fitondrana ireny. Koa samy ary mieritrerika koa. Marina ange ny nosoratan'i Micky614 e.


Revenir en haut
micky614
Mod

Hors ligne

Inscrit le: 13 Mar 2009
Messages: 394
Localisation: Madagascar
Féminin Scorpion (23oct-21nov)
Point(s): 6

MessagePosté le: Jeu 9 Avr 2009, 13:35    Sujet du message: tokony tsy SADEC fa éléction Répondre en citant

ny tokony tokony hatao haingana dia mifidy filoha manamboatra constitution tsy afaka amboarina araky ny mpitondra, fa araka ny ilan'i vahoaka malagasy! Inona moa no antony intsoana miaramila tsy mbola misy ady an-trano anie eto e! Tsy fitovian_kevitra ny olana eto madagasikara ka ny handaminana izany tsy misy herisetra no ilaina sa ahona?
_________________
Simple mais efficace dans tous les domaines


Revenir en haut
Skype
BozyManja
Invité

Hors ligne




MessagePosté le: Ven 10 Avr 2009, 07:26    Sujet du message: Madagascar- L'armée de SADC Répondre en citant

Amin'ny fomba ahoana moa no ahafahana ny mifidy filoha sns... Eo ange no tena olana e, smy te-hifiloha no hita @ izao. Ny lalam-panorenana dia tsy misy hoe beton na tsia fa namboarian'ny olom-belona io ka azo hakana izay heviny daholo izay ao (interprétation). Tsy raha na zavatra ("objet") akory izy io fa "textes" noho izany be dia be ny hevitra mety hivoaka avy ao arakaraka ny fomba ahazoana azy.

Ny politika mantsy dia tsy hitovy hevitra na oviana na oviana. Fa ny zavatra tsy azo tsinotsinoavina dia ny herim-bahoka na eo aza ny herim-pamoretana (milisy). Ny zava-dehibe amiko dia ny filaminana @ ankapobeny. Ny adilahy politika na mitohy aza tsy maninona fa misy foana ange iny e. Ny zavatra mahatsikaiky mantsy dia mora entanina ny vahoaka malagasy @ izy io, lasa fitaovana politika.


Revenir en haut
micky614
Mod

Hors ligne

Inscrit le: 13 Mar 2009
Messages: 394
Localisation: Madagascar
Féminin Scorpion (23oct-21nov)
Point(s): 6

MessagePosté le: Jeu 23 Avr 2009, 18:52    Sujet du message: Madagascar- L'armée de SADC Répondre en citant

La SADC arrive à Madagascar pour pousser Andry Rajoelina à « restituer le pouvoir »
22 avril 2009
« Ce mercredi, une mission diplomatique de haut niveau quitte le Swaziland pour Madagascar », a déclaré le ministre swazi des Affaires étrangères Lutfo Dlamini. « Elle sera suivie par une délégation de la troïka ministérielle menée par moi-même ».
Le Swaziland préside actuellement la « troïka », organe de sécurité de la SADC.
« Nous impliquons toutes les parties concernées (dans les discussions) et il serait faux de dire que la SADC utilisera l’armée pour chasser Rajoelina, mais nous voulons qu’il restitue le pouvoir au président légitime » Marc Ravalomanana, a affirmé le ministre swazi.
« Pour prouver son attachement à la démocratie, le président Ravalomanana a assuré à la SADC et à la troïka qu’il organiserait de nouvelles élections avant la fin de l’année pour légitimer sa présidence » a fait savoir Lutfo Dlamini.
De son côté, la brigade de la SADC (SADCBRIG) est prête à procéder à toute opération d’urgence dans la région a affirmé le général de brigade Lancaster Bottoman, s’exprimant lors d’une conférence de presse. « La brigade est prête à répondre à toutes opérations d’urgence en tout temps, elles doivent être mandatées par les chefs d’État et de gouvernements » a-t-il précisé. Il a toutefois noté qu’il y avait un certain nombre de procédures qui doivent être traitées avant d’envisager une option militaire.
Il semble que l’arrivée de la délégation de la « troïka » fait partie de ces procédures car la SADC semble bien prête à envisager toutes les éventualités. La balle est désormais dans le camp d’Andry Rajoelina, acceptera-t-il de restituer le pouvoir ?



ahona nareo amin'io?
_________________
Simple mais efficace dans tous les domaines


Revenir en haut
Skype
Contenu Sponsorisé






MessagePosté le: Aujourd’hui à 07:59    Sujet du message: Madagascar- L'armée de SADC

Revenir en haut
Montrer les messages depuis:   
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet     Index du Forum -> Le coin café (Hevitra tera-bary) -> Politique Toutes les heures sont au format GMT + 1 Heure
Page 1 sur 1

 
Sauter vers:  

Index | Creer un forum | Forum gratuit d’entraide | Annuaire des forums gratuits | Signaler une violation | Conditions générales d'utilisation
Texno x0.3 © theme by Larme D'Ange 2006
Powered by phpBB © 2001, 2005 phpBB Group
Traduction par : phpBB-fr.com